|
|
|
|

Entry1  fiarahaba
Root  2 arahaba
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fomba arahina rehefa miarahaba: Miala satroka no fiarahaban' ny tandrefana. [1.1]

Updated on 2025/09/12