Entry | 1 fiarafiara |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Lalaon' ankizy mifampilanja na manao kilanjalanja ka ny tanana mifandika eo anoloana no ilanjan' ny zaza roa ny anankiray fahatelo |
Vocabulary | 4 Game |
Other spellings | 5 piarapiara |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |