Entry fiandraiketana (raikitra)
Part of speech noun
Malagasy definition Fandraisana ho adidy, fiadidiana, fiantohana: Anao ny fiandraiketana ny sakafon' ny mpitsangantsangana [Rajemisa 1985]
English definition responsibility for something [Hallanger 1973]
French definition responsabilité, administration [Hallanger 1974]

2009/10/18