| Entry | 1 fiamboniana |
| Root | 2 ambony |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Toetra maha-ambony, fahamboniana, fiandrianana: Ny fiambonian' ny mpanoro lalana ny vahoaka [1.1] |
| Explanations in English |
5 exaltation in rank, showing forth of one's rank or position. [1.2] |
| Anagrams | 6 fiamboniana, 7 mifanobaiña |
| Updated on 2025/09/12 |
|