|
|
|
|

Entry1  fiakarana
Root  2 akatra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fisondrotana avo, fandehanana mananika havoana. [1.1]
Explanations in English  5 an upward climb, ascent. [1.7]
Explanations in French  6 Côte, montée, l'action de monter, de s'élever. [1.3]
7 montée, ascension ; côte à monter. [1.8]
Examples  8  Tsy sarotra loatra ny fiakarana noho ny bozaka misy hamikirana. [2.499]
9  Ary nony niakatra ny fiakarana ny andriana, dia nandefa tafondro iray vava; [2.48]
Proverbs  10  Proverbs containing that word

Anagrams  11 ary fanaka, 12 fiakarana, 13 ikafarana

Updated on 2025/11/02