Entry fiady (ady)
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fomba entina miady: Hafahafa ny fiadin' itỳ akoholahy itỳ
¶ Tokony hiadiana: Ady fiady mihitsy izany [Rajemisa 1985]
French translation   La manière de combattre, de s'ajuster, l'objet en litige [Abinal 1888]

Updated on 2013/09/04