| Entry | 1 fepetra |
| Root | 2 fetra |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Zavatra tsy maintsy hatao na Raina tsy maintsy hananana mba...: Tokana ihany ny fepetra ahazoana miditra amin' itỳ fikambanana dia ny fandoavana ny latsakemboka
5 Teny atao anisan' ny antony ijoroan' ny fifanekena na fifanarahana ifanaovana: Izao no fepetra ataoko aminao: afoiko ho anao telo hetsy id trano itỳ raha aloanao izao ankehitriny izao ny iray hetsy [1.1] |
| Explanations in English |
6 a restriction; a briefing
[1.7] |
| Explanations in French |
7 règlement; recommandation détaillée
[1.8] |
| Derivatives |
|
| Analogs | 11 anjoanjonteny |
| All compound words | 12 vina misy fepetra |
| Updated on 2025/11/17 |
|