Entry fehivava (fehy, vava)
Part of speech   noun
Malagasy definition   Anja-koditra kely amehezana ny vavan' ny alika mba tsy hanekerany: Asio fehivavany io alika io fa mety hanaikitra [Rajemisa 1985]
Analogy   fehy vava

Entry fehivava
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Taimoro] fifadian-kanina [Rakotosaona 1972]

2012/05/16