|
|
|
|

Entry1  fehin-tsatroka
Part of speech  2  locution
Explanations in English  3  [1.2] [satroka, a hat.] A hat-band. Used of all kinds.
Examples  4  [2.285#] Ny satrony very tany amin' izay nahaverezany tany, ka ny lambarano irain-jehy saika hataony fehintsatroka dia nafehiny ny lohany, noho izany dia nisaron-doha lambarano koa izy.

Updated on 2024/12/07