| Entry | 1 fehin-teny |
| Elementary words | 2 fehy, 3 teny |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 Teny fohifohy atao famaranana no sady famintinana izay rehetra voalaza tamin'ny famelabelarana.
[1.1] |
| Explanations in English |
6 A word or sentence on which much depends; heads of a discourse..
[1.2] |
| Examples |
7 Ataovy mazava ny fehinteny vokatry ny famakafakanao.
[2.285#]
|
| Updated on 2025/09/12 |
|