| Entry | 1 fehim-ponenana |
| Elementary words | 2 fehy, 3 fonenana |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 Fifamatoran' ny olona iray fianakaviana na iray fileovana na mifankatia tsotra fotsiny, ka mahatonga azy hifamangy mba ho fanamafisana ny fihavanana isaky ny misy hafaliana, fa indrindra raha misy manjo [1.1] |
| Vocabulary | 6 Relationships: family |
| Synonyms | 7 fehim-pihavanana |
| Updated on 2025/09/12 |
|