Entry fefiloha (fefy, loha)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ampiantany kely izay atsangana mba hisakana ny rano tsy hihoatra. (Ny niavian' io teny io, araka ny nolazain' ny tantara, dia ny hevitra hoe "mba ho fefin' ny loha tsy ho tapaka", satria, hono, nanao lalàna faran' izay henjana Andrianampoinimerina fa izay vatan-dehilahy tsy marary nefa tsy tonga namonjy rano vaky mety hampirodana fo ampiantany io dia notapahina ny lohany) [1.1]
Explanations in English An embankment, an artificial bank raised on both sides of a river, a mound. [1.2]
 A dike [1.7]
Explanations in French Digue [1.8]
Compound words 
Proverbs 

Updated on 2020/07/31