Entry | 1 fatra-tsaonjo |
Elementary words | 2 fatratra, 3 saonjo |
Part of speech | 4 locution |
Explanations in Malagasy |
5 enti-milaza olona maro be indray entina ahivoka amin' ny fiara na lakana ka efa mifanitsa-kitro erỳ [1.1] |
Explanations in English |
6 [saonjo, an arum.] Crammed. [1.2] |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |