Entry fatrarana (fatratra)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Asiana... betsaka; sesehana: Nofatrarany vary ny efitra tao atsimo. / Nofatrarany totohondry ilay mpangalatra [1.1]
Explanations in English To be stuffed full, as a sack, etc. [1.2]
Morphology 
Present : fatrarana, fatrarako, fatraranao, fatrarany, fatrarantsika, fatraranay, fatraranareo, fatraran', fatraran-, fatraram-, fatrara-
Past : nofatrarana, nofatrarako, nofatraranao, nofatrarany, nofatrarantsika, nofatraranay, nofatraranareo, nofatraran', nofatraran-, nofatraram-, nofatrara-
Future : hofatrarana, hofatrarako, hofatraranao, hofatrarany, hofatrarantsika, hofatraranay, hofatraranareo, hofatraran', hofatraran-, hofatraram-, hofatrara-
Imperative : fatraro

Anagrams 

Updated on 2020/07/31