Entry | 1 fatoriana |
Root | 2 tory |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fahalatsahana ao anatin' ny torimaso: Nandritrany fatorian' ny mpiambina no nandosiran' ilay gadra Toerana na zavatra andriana: Mafy loatra izany fatoriana izany ka marary ny lamosiko [1.1] |
Examples |
5 Ao amin' io efitra io no fatorian' I Manana sy Feno.
[2.472]
|
Morphology |
|
All compound words |
|
Anagrams | 9 fatoriana, 10 firaotana, 11 firoatana, 12 ifatorana, 13 tafaorina, 14 tafariona |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |