Entry fatiantoka (faty, antoka)
Part of speech noun
Malagasy definition Fahavoazana amin' ny zavatra iray fa kely noho ny nahazoana na nanamboarana azy no namarotana azy: Voan' ny fatiantoka aho tamin' iny varotra iny
¶ Ny elanelan' ny vola nahazoana na nanamboarana zavatra iray sy ny vola azo tamin' ny nivarotana azy indray: Telopolo no fationtoko tamin' ny nivarotako iny vorontsiloza iny [Rajemisa 1985]
 [ faty antoka ] fahavoazana amin' ny varotra, izay mihatra amin' ny olona nivarotra zavatra latsaka noho ny masonkarena na izay nahazoany azy [Rajemisa 1985]
English definition [antoka, surety.] A loss sustained in trade by a bargain or contract. [Richardson 1885]
 a financial loss; bankruptcy [Hallanger 1973]
French definition perte, ruine (commerce) [Hallanger 1974]
Quotes 

2012/05/16