|
|
|
|

Entry1  fasana aniritra
Elementary words  2 fasana, 3 aniritra
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 fasana atao vonjimaika ambara-pitondra ny maty ao amin' ny fasan-drazana; matetika ny fasana aniritra dia lavaka vita rarivato amin' ny lafiny efatra ka saronana vato fisaka izay atao rako-pasana, ka io no rangolahy amin' ny fasana aniritra. [1.1]

Updated on 2025/09/12