| Entry (1/3) | 1 faroratra |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Zavatra maditidity miraikidraikitra
4 Ny tadim-polihala [1.1] |
| Explanations in English |
5 the small filaments which are produced from anything glutinous when drawn out.
[1.2] |
| Explanations in French |
6 fil ténu produit par l'allongement ou la séparation de matières visqueuses, les fils des araignées et des vers à soie
[1.3] 7 Nom des fils ténus qui se forment à partir des écorces riches en gutta ou en produits analogues quand on les rompt et qu'on écarte les fragments avec précaution. Les Malgaches les comparent au fil de l'araignée. [1.196] |
| Examples |
8 Dia nandeha nitety tamin' ny faroratra izy ka tsy nitehika ny lanitra, tsy nikasika ny ravin-kazo, ary tsy nandia tany.
[2.69]
|
| Derivatives |
|
| Vocabulary | 16 Botany |
| All compound words | 17 farora-manga |
| Entry (2/3) | 18 faroratra |
| Part of speech | 19 noun |
| Explanations in Malagasy |
20 hala (bibikely)
[Tambahoaka]
[1.78] |
| Explanations in English |
21 a provincial name for a centipede or spider. See trambo
[1.2] |
| Explanations in French |
22 espèce d'araignée ; araignée (ses fils).
[Tankarana]
[1.19] |
| Vocabulary | 23 Zoology: invertebrates |
| Synonyms | 24 fararotra |
| Entry (3/3) | 25 Faroratra |
| Part of speech | 26 name (anthroponym) [Full list] |
| Examples |
27 Avy amy ny rafaroratra ny odi-tara-biby.
[2.48]
28 ny sampy masina ompiana, Manjakatsiroa, Kelimalaza, Fantaka, Mahavaly, Rehaza, Tsimahalahy, Vatamena, Manjaibola, faroratra, sy ny zava-masina ambony ny tany. [2.48] |
| Vocabulary | 29 Beliefs |
| Other spellings | 30 rafaroratra, rafaroratra |
| Tables and plates |
31 The ancient idols |
| Anagrams | 32 fararotra, faroratra, Faroratra |
| Updated on 2025/11/21 |
|