Entry (1/3) | 1 faroratra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Zavatra maditidity miraikidraikitra Ny tadim-polihala [1.1] |
Explanations in English |
4 the small filaments which are produced from anything glutinous when drawn out. [1.2] |
Explanations in French |
5 fil ténu produit par l'allongement ou la séparation de matières visqueuses, les fils des araignées et des vers à soie [1.3] 6 Nom des fils ténus qui se forment à partir des écorces riches en gutta ou en produits analogues quand on les rompt et qu'on écarte les fragments avec précaution. Les Malgaches les comparent au fil de l'araignée. [1.196] |
Examples |
7 Dia nandeha nitety tamin' ny faroratra izy ka tsy nitehika ny lanitra, tsy nikasika ny ravin-kazo, ary tsy nandia tany.
[2.69]
|
Derivatives |
|
All compound words |
|
Vocabulary | 16 Botany |
Entry (2/3) | 17 faroratra |
Part of speech | 18 noun |
Explanations in Malagasy |
19 hala (bibikely) [Tambahoaka]
[1.78] |
Explanations in English |
20 a provincial name for a centipede or spider. See trambo [1.2] |
Explanations in French |
21 espèce d'araignée ; araignée (ses fils). [Tankarana]
[1.19] |
Vocabulary | 22 Zoology: invertebrates |
Synonyms | 23 fararotra |
Entry (3/3) | 24 Faroratra |
Part of speech | 25 name (anthroponym) [Full list] |
Examples |
26 Avy amy ny rafaroratra ny odi-tara-biby.
[2.48]
27 ny sampy masina ompiana, Manjakatsiroa, Kelimalaza, Fantaka, Mahavaly, Rehaza, Tsimahalahy, Vatamena, Manjaibola, faroratra, sy ny zava-masina ambony ny tany. [2.48] |
Vocabulary | 28 Beliefs |
Other spellings | 29 rafaroratra |
Tables and plates |
30 The ancient idols |
Anagrams | 31 fararotra, 32 Faroratra, faroratra |
Updated on 2025/09/19 |
![]() |