|
|
|
|

Entry1  farafaraina
Root  2 farafara
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4 asiana fepetra mazava tsara mba tsy hisy fifanolanana any aoriana: Aoka hofarafaraina tsara na fanekentaika alohan' ny hanaovana sonia [1.1]
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :
Synonyms  9 farafarana

Updated on 2025/09/12