| Entry | 1 faohina |
| Root | 2 faoka |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Esorina amin-kery sy haingana
5 Paohina, ongoahana: Nofaohin' ny papongo ny akohokelin' Ikoto 6 Angalarina atao majifa: Nofaohin' ny mpangalatra ny entany tany an-trano [1.1] |
| Explanations in English |
7 to be carried off, as by a bird of prey
8 to be torn up. See paoka. [1.2] 9 to be carried off [1.7] |
| Explanations in French |
10 qu'on rafle
[1.8] |
| Morphology |
|
| Proverbs | 15 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 16 anafiho, 17 faohany, 18 faohina, 19 fiahona, 20 fianaho, 21 fihaona, 22 hofaina, 23 ifahano, 24 ifohana |
| Updated on 2025/11/13 |
|