Entry faohany
Part of speech noun
Explanations in Malagasy (matetika averina indroa) Teny azo adika hoe "Alefa alefa ihany" ka entina mampirisika hanao faingana, handeha tsy misy fiatoana ary tsy matahotra [1.1]
Explanations in English Go on, proceed. A word used in military commands. [Probably a corruption of the English Go on.] [1.2]

Anagrams 

Updated on 2020/07/31