Entry fanina
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Fahatsiarovana (na mahatsiaro) ny tena ho jenjina ka mihodinkodina no fijery ny zavatra rehetra manodidina hany ka mety hianjera mihitsy aza ny tena: Sarotim-ponina izy. / Fanina aho izany fa tano [1.1]
Explanations in English Dizzy [1.2, 1.7]
 Giddy. [Mal. pening.] [1.2]
 Faint [1.7]
Explanations in French Qui a des vertiges, étourdi [1.8]
Examples 
1Saika fanina ilay tovolahy kely. [2.499]
2Nisondrotra ny ambavafoko, fanina ny masoko. [2.4]
Derivatives 
Compound words 
Proverbs 

Entry fañina
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Tanosy] Fanekena [1.78]

Entry fan~ina
Part of speech circumfix [Words with fan~ina]

Anagrams 

Updated on 2020/07/31