Entry fantenana (fantina)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Fidina: Nofontenana izay mpianatra mahay mba halefa handalim-pahaizana any an-drenivohitra
Mitovy hevitra: fidina ~ jobonina ~ tsongaina ~ tsongoina [1.1]
Explanations in English To be selected, to be picked out, to be culled. [1.2]
 To be sorted out, to be culled [1.7]
Explanations in French Qu'on trie, qu'on choisit [1.8]
Morphology 
Present : fantenana, fantenako, fantenanao, fantenany, fantenantsika, fantenanay, fantenanareo, fantenan', fantenan-, fantenam-, fantena-
Past : nofantenana, nofantenako, nofantenanao, nofantenany, nofantenantsika, nofantenanay, nofantenanareo, nofantenan', nofantenan-, nofantenam-, nofantena-
Future : hofantenana, hofantenako, hofantenanao, hofantenany, hofantenantsika, hofantenanay, hofantenanareo, hofantenan', hofantenan-, hofantenam-, hofantena-
Imperative : fanteno

Anagrams 

Updated on 2023/01/20