Entry | 1 fanozongozona |
Root | 2 hozongozona |
Part of speech | 3 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Fomba entina manozongozona Azo hozongozonina [1.1] |
Explanations in French |
5 Ce qu’on agite habituellement, qu'on secoue souvent, la manière de secouer [1.3#274] |
Examples |
6 Indro hataoko tokonana fanozongozona Jerosalema ho an' ny firenena manodidina rehetra;
[2.996#]
|
Updated on 2025/09/12 |
![]() |