|
|
|
|

Entry1  fanozona
Root  2 ozona
Part of speech  3  noun or adjective
Explanations in Malagasy  4 Fomba entina manozona.
5 Azo ozonina: Tsy mba fanozona ny zanaka nateraka. [1.1]
Explanations in French  6 Celui qui mérite d’être maudit, manière de maudire. [1.3#475]
Examples  7  fa ny fanondron' ny mpanozon-doha iray ataony misakana ao an-tendan ny akohokely, tsy hilatsahan' ny tangena any an-kibony, ary ataony faingana ny fanozona ny hovelomina [2.857#]

Updated on 2025/09/12