| Entry | 1 fanotronana |
| Root | 2 otrona |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Famihinana amin' ny sandry sy ny tanana roa; fanodidinana
5 Fiarahana amin' ny olona iray mba hiaro na hanome voninahitra azy: 6 Misaotra indrindra amin' ny fanotronanareo anay amin' izao andro lehibe izao [1.1] |
| Explanations in French |
7 L’action d'escorter
[1.3#473] |
| Examples |
8 Arahaba omen-kasina re ry lahy satria mihaona isika ary isaorana mitafotafo reroy amin' ny fanotronana sy famaliana ny antso.
[1.368#]
|
| Updated on 2025/11/13 |
|