Entry | 1 fanosy |
Root | 2 hosy |
Part of speech | 3 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Fomba enti-manosy Azo hosena: Tsy mbola fanosy ity tanimbary [1.1] |
Examples |
5 Rainizafy dia efa niasa tany amin' ny fanosy niaraka tamin-dRanaivomboala, nefa voatery niala fa saiky rnatin' ny Tanosy.
[2.649#]
|
Anagrams | 6 fanosy, 7 fisano, 8 Fisòna, 9 sofina |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |