| Entry | 1 fanosena |
| Root | 2 hosy |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fanitsahana amin' ny tongotra; famakiana ny bainga amin' ny tanimbary mba hampahalemy azy ho azo amafazana na anetsana; fambaboana fananan' olona [1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|