| Entry (1/2) | 1 fanosehana |
| Root | 2 tosika |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fandronjenana mba hivoaka amin' ny faritra iray mamotraka, fandroahana.
[1.1] |
| Explanations in French |
5 L’action de pousser, de chasser de la caste, le temps, l’instrument.
6 la viande que l'on mange avec le riz (elle pousse le riz, aide à le manger). [1.3#734] |
| Examples |
7 Ny impiton' ny fanosehana kosa dia ny tenako no nanaovako fanandramana.
[2.499#]
8 ho fandevonana ny havandra sy ho fanosehana azy ho any amin' ny tany tsy misy vary. [2.588#] |
| Entry (2/2) | 9 fanosehana |
| Root | 10 tosika |
| Part of speech | 11 noun |
| Explanations in Malagasy |
12 Vy na varahina, miendrika kaopy bitika kely, isisihan' ny fanondro ka entina manosika ny fanjaitra mba tsy hampaharary ny fanondro.
13 Laoka; izay rehetra entina manosika ny sakafo. [1.1] |
| Explanations in English |
14 A thimble. See lede.
[1.2] 15 a thimble. [1.7] |
| Explanations in French |
16 dé à coudre.
[1.3#734, 1.8] |
| Examples |
17 Ao ho ao an-joron-databatra ny fanosehana (Le dé est par là dans un coin de la table)
[1.107#77]
|
| Vocabulary | 18 Economy: clothing |
| Updated on 2025/09/12 |
|