|
|
|
|

Entry1  fanontsanana
Root  2 hontsana
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fanakorianan-drano ao anaty zavatra mba handiovana azy: Ilaina ny fanontsanana ny vava fora faharatsiny isa-maraina
5 Fanafodin' aretim-bava izay tsy atelina fa akoriandriana ao anaty vava fotsiny: Mividiana fanontsanam-bava dia ampiasao fa ho sitrana ny aretim-bavanao [1.1]

Anagrams  6 fanantsonana, 7 fanontsanana

Updated on 2025/09/12