|
|
|
|

Entry1  fanongonana
Root  2 songona
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fihoarana ny hafa amin' ny fifaninanana: Ho nahazo voalohany ny soavaliko raha tsy ny fanongonan' ny soavalinao
5 Fisosohana hiteny nefa mbola misy miteny: Tsy tsora ny fanongonana ny olona izay miteny
6 Fanomezana vidiny ambony kokoa noho ny hafa: Saika lasako ilay omby raha tsy ny fanongonan-dRabe ahy fa nanome ariary zato ambony izy [1.1]
Synonyms  7 fisongonana

Updated on 2025/09/12