|
|
|
|

Entry (1/2)1  fanongana
Root  2 ongana
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fomba entina manongana, izany hoe manjera, manesotra amin'ny raharaha, mampietry voninahitra
5 Azo aongana, tokony haongana: Fanongana ny lehibe tsy mihevitra afa-tsy ny hameno paosy toy ireny [1.1#271]
Explanations in French  6 ce qui mérite d'être renversé, celui qui mérite d'être dégradé, manière de renverser [1.3#467]
All compound words  7 fanonganam-panjakana

Entry (2/2)8  fanongana
Root  9 songa
Part of speech  10  noun
Explanations in Malagasy  11 Famoretana, fanaingana kely ny ilany [1.1#271]
Explanations in French  12 l'action de retrousser, de soulever, de relever les bords, la cause [1.3#630]

Anagrams  13 fanangona, 14 fangonana, 15 fanongana, 16 fonganana

Updated on 2025/11/09