|
|
|
|

Entry1  fanondritana
Root  2  tondritra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fanatodihana; fanolahana; fitanana zaza eo anelakelaky ny lohalika roa mba hivalanany tsara: ankinina amin' ny tratra ny lohany ary somary aingaina kely ny tongony [1.1]

Anagrams  5 fanondritana, 6 fintana andro

Updated on 2025/09/12