| Entry (1/2) | 1 fanondranana |
| Root | 2 ondrana |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fandefasana olona na zavatra hiampita amin' ny lakana na ny sambo [1.1] |
| Examples |
5 Raha mbola variana nijery teo an-tokotanin-tsambo ny fanondranana entana
[2.649#]
|
| Entry (2/2) | 6 fanondranana |
| Root | 7 ondrana |
| Part of speech | 8 noun |
| Explanations in Malagasy |
9 Fahadaladalana, fihetsehan' ny hadaladalana [1.1] |
| Anagrams | 10 fanandronana, 11 fanondranana |
| Updated on 2025/09/12 |
|