|
|
|
|

Entry (1/2)1  fanondrana
Root  2 ondrana
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fomba entina manondrana, na mandefa zavatra amin' ny lakana na sambo [1.1]
Explanations in French  5 Ce qu’on embarque, manière d’embarquer [1.3#466]

Entry (2/2)6  fanondrana
Root  7 ondrana
Part of speech  8  noun
Explanations in Malagasy  9 Fomba na toetran' ny olona manondrana, na mihetsika hadalana [1.1]
Explanations in French  10 L’air imbécile [1.3#466]
All compound words  11 voly fanondrana

Anagrams  12 fanandrano, 13 fandronana, fanondrana, 14 fondranana

Updated on 2025/11/09