|
|
|
|

Entry (1/2)1 fanondraka
Root  2tondraka
Part of speech  3 noun or adjective
Explanations in Malagasy  4 Fomba entina manondraka, mampiditra rano amin' ny tany fambolena na mandraraka rano amin' ny voly mba hampaniry azy
Azo tondrahana [1.1]

Entry (2/2)5 fanondraka
Root  6tondraka
Part of speech  7 noun
Explanations in English  8 [Mod. s. from manondraka (tondraka).] Salt. (Prov.) [Provincial] [1.2]

Anagrams  9 fanandroka, 10 fandranoka, 11 fandronaka, 12 fanondraka

Updated on 2025/09/12