Entry fanomezana (ome)
Part of speech noun
Malagasy definition Fahafoizana: Misy fanomezan-dra eny amin' ny hopitaly anio
¶ Zavatra omena: Sarobidy itỳ fanomezana nataonareo itỳ fa misaotra indrindra [Rajemisa 1985]
English definition a gift [Hallanger 1973]
French definition l'action de donner, le présent, le don [Abinal 1888]
French definition don [Hallanger 1974, SLP: Voambolana]
French definition cadeau [Hallanger 1974]
Examples 
1Fanomezana lanja ny mpikaroka eo an-toerana; [FOFAFIPE: Haivola, page 98]
2Ary tsy mety ho hadinonay ny fanomezana izany. [Cohen-Bessy: Rakotovao, page 302]
3Hafaliana moa ny azy eo am-pandraisana izany fanomezana samihafa izany. [Randriamiadanarivo: Sikajy, page 24]
Morphology 
fanomezana
fanomezako
fanomezanao
fanomezany
fanomezantsika
fanomezanay
fanomezanareo
fanomezan'
fanomezan-
fanomezam-
fanomeza-
-panomezana
-panomezako
-panomezanao
-panomezany
-panomezantsika
-panomezanay
-panomezanareo
-panomezan'
-panomezan-
-panomezam-
-panomeza-
Compound words, titles, names 
Quotes 
Articles 

2018/11/30