| Entry | 1 fanombinana |
| Root | 2 sombina |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fakana, fanalana ilany na sombiny na potiny kely.
[1.1] 5 fakana ampahany kely amin-javatra iray. [1.13] |
| Explanations in French |
6 prélèvement.
[1.13] |
| Updated on 2025/09/12 |
|