|
|
|
|

Entry1  fanoitra
Part of speech  2  noun
Root  3  oitra
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Vy na hazo anaingana zava-mavesatra
Zavatra atao hampirisika hanao zavatra iray: Ny fanantenam-bokatra no anisan' ny fanoitra lehibe mahatonga ny olona hiasa
5  [1.13] mpamporisika na mpanentana
Explanations in English  6  [1.2, 1.7] a lever
7  [1.2] [Mod. s. from manoitra (oitra)] a handspike, a crow-bar.
Explanations in French  8  [1.3, 1.8, 1.13] levier
9  [1.3] Ce qu'on soulève, le ressort des serrures, la gâchette, la manière de soulever
10  [1.13] facteur stimulant, aiguillon
Examples  11  [2.356#] Tao no noheveriko fa fanoitra nanetsehana ny sekoly.
12  [2.643#] lalahy no fanoitra nanainga ahy hiakatra taty anaty ala taty.
13  [2.313#] ny tena hevitry ny hoe mioitra dia manainga vato amin'ny fanoitra.
All compound words 
Vocabulary  17  Tools

Anagrams  18 atrifano, 19 fanoitra, 20 fianotra, 21 trafoina

Updated on 2025/09/12