| Entry | 1 fanohitra |
| Root | 2 tohitra |
| Part of speech | 3 noun or adjective |
| Explanations in Malagasy |
4 Fomba entina manohitra, na tsy manaiky ho resy
5 Azo toherina [1.1] |
| Explanations in French |
6 Ce à quoi on peut résister, manière de résister
[1.3#710] |
| Examples |
7 Hataonao ahoana moa no fanohitra ny lehibe anankiray amin' ny mpanompon' ny tompoko, na dia izay kely indrindra aza?
[2.996#]
|
| Anagrams | 8 fanohitra, 9 fitrohana, 10 Ny hafatro |
| Updated on 2025/09/12 |
|