|
|
|
|

Entry (1/3)1 fanofana
Root  2hofa
Part of speech  3 noun
Explanations in Malagasy  4 Fiantsoana amin'ny kopa-damba, na tanana na ravinkazo misy raviny
Fanasivanana voan-javatra toy ny vary amin'ny sahafa mba hampisaraka azy amin'ny akofa na ny ampombo na ny vato kely... [1.1]

Entry (2/3)5 fanofana
Root  6hofa
Part of speech  7 noun
Explanations in Malagasy  8 Fandoavana vola amin'ny zavatr'olona ampiasaina na anaovana, na ipetrahana [1.1]

Entry (3/3)9 fanofana
Root  10ofana
Part of speech  11 noun
Explanations in Malagasy  12 Fomba entina manofana, na mandroboka vy mena mivaivay ao anaty rano mangatsiaka mba hahamafy azy [1.1]

Anagrams  13 fanan' afo, 14 fanofana

Updated on 2025/09/12