| Entry (1/2) | 1 fanofa |
| Root | 2 hofa |
| Part of speech | 3 noun or adjective |
| Explanations in Malagasy |
4 Fomba entina manofa na manome vola saran'ny fipetrahana amin' ny trano iray
5 Azo hofana [1.1] |
| Entry (2/2) | 6 fanofa |
| Root | 7 hofa |
| Part of speech | 8 noun or adjective |
| Explanations in Malagasy |
9 Fomba entina manofa, miantso manao famantarana amin' ny tanana; na manetsiketsika voam-bary ao anaty sahafa mba hialan' ny ampombo
10 Azo hofaina [1.1] |
| Anagrams | 11 fanafo, 12 fanofa |
| Updated on 2025/09/12 |
|