Entry | 1 fanodidina |
Root | 2 hodidina |
Part of speech | 3 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Fomba entina manodidina: Tsy milahatra tsara nefa mahafinaritro ny fanodidin' ny kintana ny volana Azo hodidinina: Tsy fonodidina itỳ raharaha itỳ fa tokony hovantanina avy hatrany [1.1] |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |