|
|
|
|

Entry1 fankaherezana
Root  2hery
Part of speech  3 noun
Explanations in Malagasy  4 Fanomezana hery: Ny sakramentan' ny fankaherezana
Famporisihana: Fankaherezana ho ahy izany teny mamy ataonao izany [1.1]
Explanations in French  5 action de fortifier [1.3#238]
Examples  6 Toloranay fisaorana sy fankasitrahana ary fankaherezana ireo rehetra nandray anjara tamin' ny fanatontosana ny rohy Vola. [2.117#3]

Updated on 2025/09/12