Entry fanjehena (zehy)
Part of speech noun
Malagasy definition Fandrefesana amin' ny zehy
¶ Famaritana, faminavinana, famerana: Fadio, hoy ny Ntaolo, ny fanjehena ny andro ho lava [Rajemisa 1985]

2009/02/23