| Entry | 1 fanjanahan-tsaina |
| Elementary words | 2 fanjanahana, 3 saina |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5 fanandevozana ny saina izay tsy avala hanana ny fahaleovan-tenany fa entina amin' izay itiavana azy ary ampidirana izay tiana hampidirina ao aminy.
[1.1] |
| Explanations in French |
6 impérialisme culturel.
[1.13] |
| Examples |
7 Ka ny zana-tohatra voalohany hotratrarina dia ny fanifakifahana ny tarazo ratsy rehetra napetraky ny fanjanahantany sy ny fanjanahantsaina.
[2.503#]
|
| Vocabulary | 8 Politique |
| Updated on 2025/09/12 |
|