| Entry | 1 fanitarana |
| Root | 2 itatra |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fanalehibeazana, fanalalahana; fampitomboana (na habe na habetsahana): Fanitarona ny tanimboty.
5 Fampitomboana habe, fanabeazam-boho: Fonitarana ny fanjakan' Andriamanitra. 6 Fampitomboana filaza: Aza dia be fanitarana loatra ianao rehefa mitantara. [1.1] |
| Explanations in French |
7 L’action d’agrandir, d’élargir, de développer.
[1.3#286] 8 extension. [1.13] |
| Examples |
9 atao ny tenintsika dia fanitarana ny vava-fery efa nisy.
[2.285#]
10 Anisan' ny fomba nampiasainy tamin' izany ny fanitarana ny velaran-tany novoleny. [2.472#] |
| All compound words | 11 fanitaran-dresaka |
| Anagrams | 12 añintafara, 13 fanitarana, 14 faritanàna, 15 fatan' arina, 16 fiatranana |
| Updated on 2025/11/11 |
|