| Entry | 1 fanipazana |
| Root | 2 tsipy |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fitorahana: Fanipazana fonjam-by
5 Fanariana: Tsy misy azo atao afa-tsy ny fanipazana ny zavatra toy itony any anaty fako [1.1] |
| Explanations in French |
6 projection
[1.13] |
| Vocabulary | 7 Mathematics: geometry |
| Synonyms | 8 fanipy |
| Anagrams | 9 fanapizana, fanipazana |
| Updated on 2025/11/17 |
|