|
|
|
|

Entry1  fanipahana
Root  2 tsipaka
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fandakana; fanosehana amin' ny tongotra
5 Fandavana, fanoherana: Mahagaga ahy ny fanipahanao ny hevitro, kanefa nifanaraka ihany ny hevitsika hatramin' izay [1.1]

Anagrams  6 fanapihana, 7 fanipahana

Updated on 2025/09/12